- Zoma 22 Novambra 2019
Any Ivelany.Tsy fisian’ny tongolo any Bangladesh Nandray andraikitra avy hatrany ny fanjakana
Ny orana be nahazo an’i India ka niantraika tamin’ny famokarany no nahatonga azy tsy hanondrana tongolo intsony.
Hamaky ny tohinyNy orana be nahazo an’i India ka niantraika tamin’ny famokarany no nahatonga azy tsy hanondrana tongolo intsony.
Hamaky ny tohinyAraka ny tolo-kevitry ny minisitry ny asa ny fampananan’asa, ny asam-panjakana ary ny lalàna sosialy, dia notendrena ho Tale Jeneralin’ny Tahirim-pirenena ho an’ny fiahiana ara-tsosialy na ny CNaPS Atoa Mamy Rakotondrainibe.
Hamaky ny tohinyNirehitra ny trano fivorian’ny miaramila (Cercle Mess), tsy lavitry ny Lapam-panjakana eny Iavoloha omaly hariva.
Hamaky ny tohinyTapaka nandritra ny filankevitry ny minisitra notanterahana omaly alarobia 06 novambra fa naato ny tetikasa sy ny serasera manodidina ny Base Toliara, na ilay fitrandrahana fasimainty nokasaina atao any Toliara.
Hamaky ny tohinyNodimandry tao Paris omaly 26 septambra teo amin’ny faha-86 taonany ny filoha Frantsay teo aloha Jacques Chirac, rehefa nolazoan’ny aretina an-taonany maro.
Hamaky ny tohinyMitohy ny gidragidra atsy Afrika Atsimo noho ny hetsika fankahalana ireo teratany vahiny.
Hamaky ny tohiny